Parlons de business rentable tsara dia natao hifanampiana eto amin'ny app Itadydrala sy n'y internet mety eto Madagascar 🇲🇬 sy manerantany ka hanasana vahiny sy hitafatafana momba ireo vaovao manerantany mikasika n'y crypto sy n'y toedraharaha anatiny sy ivelany amin'ny firenena eran'izao tontolo izao